samedi, septembre 25, 2010

diso hevitra be ianao, détrompez-vous.

Ie ! tena diso hevitra be ianao, fa tsy izaho no nanoratra io lahateny mahafinaritra momba an'i JJR io !
Détrompez-vous, ce n'est pas moi, un si petit écrivaillon, qui ai écrit ce si joli texte sur JJR !

Ilay fahapafantarana ilay fivohan'ny boky atoato io nadikako io.
C'est "texto", le flyer que j'ai reproduit intégralement.

Aleo ho an'i Kaisara izay an'i Kaisara, ary ho an'Andriamanitra, izay an'Andriamanitra.
Pour rendre à César ce qui est à César, et à Dieu ce qui est à Dieu.

Misaotra an'i, Merci à :

- Serge Meitinger
- Liliane Ramarosoa
- Claire Riffard
- Laurence Ink

Aucun commentaire: