vendredi, août 05, 2005

Samoela Andriani

Samoela-Andriani.org : io no ahitana ny topy nataon'i Zoky Pastora Samoela Andriani, izay monina ary mampianatra amina Oniversite iray any Etazonia any.
Amin'ny teny malagasy tanteraka io topy io ary, topy Kristiana izy io ("Topy internety ho fizarana ny Vaovao Mahafaly...").

Nefa koa topy internety ho Fanandratana Avo ny Teny Malagasy.
Misy momba an'i JJR ny topy fa tsy izay ihany akory.
I Samoela Andriani no namorona ny sary famantarana ny lisea JJ RABEARIVELO tamin'ny 1979 (ilay labozia ambonin'ny boky) ary nahazoany ny loka voaloahany tamin'ny fifaninanana.Ny fankamamian-dRabearivelo ny boky no nanosika an'i Samoela Andriani tamin'ny famoronana io sary famantarana io.

Nanoratra momba ny Teny Malagasy ihany koa i Samoela Andriani : http://www.haisoratra.org/imprimersans.php3?id_article=284. (ny abidia malagasy sy ny tsipelina)

Ny adiresy imailaka hifandraisana aminy dia samoela_andriani@juno.com

Samoela-Andriani.org : ce lien mène tout droit au site du pasteur Samoela Andriani, éminent professeur dans une université des USA.Il est malgache.
Le site est entièrement en malgache.
C'est avant tout un site chrétien.
Une rubrique dédiée à la littérature et à la langue malagasy y est également ouverte, et concerne spécialement JJ RABEARIVELO.
C'est d'ailleurs Samoela Andriani qui a créé le logo du lycée JJ RABEARIVELO (un chandelier posé sur un livre), logo qui a remporté remporté le premier prix du concours de dessin organisé en 1979.
Il révèle "la CONNAISSANCE, trésor à puiser dans l'apprentissage et l'éducation, telle la lumière qui éclairera l'avenir".Samoela Andriani s'est inspiré de la passion que JJR vouait aux livres.

Samoela Andriani a également publié des articles sur la langue malagasy :
http://www.haisoratra.org/imprimersans.php3?id_article=284 (l'alphabet malgache et l'orthographe)

Son adresse e-mail est samoela_andriani@juno.com

A+ pour les photos inédites

Aucun commentaire: